Ny Takelaka Tsara Soratra dia Ambatonamelankafatra mirakitra sy mitahiry lahatsoratra voakaly na sombintantara na tantara foronina na tononkalo na lahatsoratra fanadihadiana hafa. Ny Tsara Soratra koa dia Ambohipihaonana ho an'ny mpanoratra sy ny mpamaky. Eto no ahafahan'ireo mpanoratra Malagasy na ireo vao manomboka na ireo vao misandratra na ireo efa kalaza mizara sy mampiranty ny asasorany amin'ireo mpankafy izany. Ny Takelaka www.soratra.org sy ny Takelaka Tsara Soratra dia orinezaky ny RanjaSoa Publishing.
Piracy-free
Assured Quality
Secure Transactions
Delivery Options
Please enter pincode to check delivery time.
*COD & Shipping Charges may apply on certain items.